| Entrée | 1 lohalaharana | 
| Mots élémentaires | 2 loha, 3 laharana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   [loha laharana]
 enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana [1.1] | 
| Explications en français | 6   primordial; avant garde [1.13] | 
| Exemples | 7   Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo.
[2.472#] 8 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |